Inspiré par le projet “Jugend forscht” (“La jeunesse s’engage dans la recherche” en français) qui a lieu chaque année en Allemagne et qui se révèle très intéressante, éducative, et réveille l'intérêt des jeunes passionnés, notre equipe en Europe organise une compétition intitulée “Gen’Youth” dans les lycées à Madagascar. Le nom “Gen’Youth” vient de l’assemblage de deux termes anglais: “genius” (qui signifie “génie”) et “youth” (qui signifie “jeunesse”). L'association a reçu 21 projets lors de la phase éliminatoire, et 3 projets ont été choisit pour la phase finale.
Suivez toutes les actualites sur Gen'Youth sur notre page Facebook @ikalastem.
Ny volana Jolay hatramin’ny volana Septambra dia anjaran’ny ekipa any Eoropa indray no manatanteraka ny tetikasany. Fifaninanana ho an’ny mpianatry ny Lisea no karakarain’izy ireo amin’izany, ho fanairana ireo tanora ho tia karokaroka. “Gen’Youth” no nampitondrain’ny ekipa ny anaran’ity fifaninana ity (Gen= Génie, Youth=jeunesse), ary hitanao amin’ny sary ny mombamomba azy. Tetikasa miisa 21 no voaray izay hitantsika amin'ny sary ihany koa ny lisitra. Telo tamin'izy ireo no voafantina ary hotanterahana manomboka ny 15 Jolay ho avy izao.
Araho tsy tapaka ary ny pejy Facebook @ikalastem raha liana ny hahafantatra tohiny ianao
Comments